|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandinika |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana....
[1.1] |
| Ohatra |
5 Hita fa misy zavatra vitsivitsy fandinika mihitsy momba azy.
[2.285#]
6 vitsy ny olona tokony ho afa-mandini-javatra no tsy mivonon-kandinika loatra, na diso fandinika koa. [2.643#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|