|
|
|
|

Teny iditra1  fandilia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vilia hazo fihinanana hena na hazandrano. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: ao an-trano
Kamban-teny rehetra  5 Marofandilia

Fivaditsoratra  6 failandy, 7 fandilia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09