|
|
|
|

Teny iditra1  fandesohana
Fototeny  2 lesoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanasiana pepo, fandemponana.
5 Faniniana, famasohana, fanomezan-tsiny: Fandesohana ny asako foana no ataonao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12