|
|
|
|

Teny iditra1  fandehanana
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana. .
5 Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia. .
6 Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina. [1.1]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Fivaditsoratra  9 fandehanana, 10 fanendahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12