|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandambolamboana |
| Fototeny | 2 lambolambo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa.
5 Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra. 6 Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|