|
|
|
|

Teny iditra1  fandadiana
Fototeny  2 lady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io.
5 Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely.
6 Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo. [1.1]

Fivaditsoratra  7 fandadiana, 8 fidanadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12