Entrée fanatsingatorana (tsingatotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra) ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05