|
|
|
|

Teny iditra1  fanatsefotra
Fototeny  2 tsefotra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatsefotra, manapoaka vanja amin' olona, mandefa rivotra na rano ao anaty zavatra izay mipoaka.
5 Azo tseforana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12