|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatsatoka |
| Fototeny | 2 tsatoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manatsatoka, mandentika (zava-maranitra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika.
5 Azo atsatoka. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fanatsatoka, 7 fanatsotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|