|
|
|
|

Teny iditra1  fanatatra
Fototeny  2 tatatra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatatra, manao tatatra.
5 Azo tatarina, azo asiana tatatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12