| Entrée | 1 fanatanjahantena |
| Mots élémentaires | 2 fanatanjahana, 3 tena |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 [fanatanjahan-tena]
Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1] |
| Explications en français |
6 éducation physique [1.13] |
| Exemples |
7 Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
[2.356#]
|
| Vocabulaire | 8 Sports |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|