|
|
|
|

Teny iditra1  fanatangitrika
Fototeny  2 tangitrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatangitrika, manipy sy mandentika zavatra ao anaty..., manafantsitsitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12