|
|
|
|

Teny iditra1  fanatamberenana
Fototeny  2 tamberina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandehanana dia miverina indray; fampihodinkodinana eo an-toerana ihany; fampivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialany indray. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12