|
|
|
|

Teny iditra 1  fanapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manapaka, mandidy, manito
5 Azo tapahina: Tsy fanapaka ny hevitra toy izany [1.1]
Ohatra  6  Ary notapahana hoatra ny fanapaka singan-kofehy ny mahazaka tamin' ny sandriny. [2.996#]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26