|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fananina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bibilava lehibe sady lava. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 espèce de boa. [1.54]
Voambolana  5  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  6 fanany
Mpanahaka  7  fanano

Teny iditra (2/2)8  fananiña
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 fanahazana. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  11 fananiña, fananina, 12 faninana, 13 fin-anana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09