|
|
|
|

Teny iditra1  fananarana
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 admonition, advice; reproach, a reprimand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 conseil; réprimande. [1.8]

Fivaditsoratra  7 fananarana, 8 fanaranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12