Entrée fanampenana (tampina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
¶ Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
¶ Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
¶ Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [Rajemisa 1985]

2009/02/23