|
|
|
|

Teny iditra1  fanamboatra
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manamboatra, manome endrika; manomana, mikarakara; mandrindra, mandamina. [1.1]
Tovy hevitra  5 famboatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12