|
|
|
|

Teny iditra1  fanamaivohana
Fototeny  2 aivoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitotoana vary indray mandeha manala ny ampombo mahery fotsiny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12