|
|
|
|

Teny iditra1  fanakolokoloana
Fototeny  2 kolokolo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa: Ankiniko aminao ny fanakolokoloana ireto zaza ireto. [1.1]
Tovy hevitra  5 fanolokoloana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12