|
|
|
|

Teny iditra1  fanakipilizana
Fototeny  2 kipily
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitorahana zavatra olona, ka mihodinkodina alohan' ny hiantefany ilay zavatra atoraka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12