|
|
|
|

Teny iditra1  fanakibo
Fototeny  2 kibo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika.
5 Azo kibokiboina, kitikitihina: Tsy fanakibo, hono, ny zaza raha mbola kely loatra. [1.1]

Fivaditsoratra  6 bainkafo, 7 fanakibo, 8 faniboka, 9 fibonaka, 10 fikobana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12