|
|
|
|

Teny iditra1  fanabosy
Fototeny  2 abosy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fomba entina manabosy, na manolikoly, mamitaka olona amin' ny teny mamy na tambitamby. [1.1]
Mpanahaka  5  fambosy, 6  fanabony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31