| Entrée | 1 fanabeazana |
| Radical | 2 be |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1] |
| Explications en français |
5 éducation [1.13.fr#49] |
| Exemples |
6 Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona;
[2.445#58]
7 nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#] 8 Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11] |
| Tous les mots composés | 9 6 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|