Entrée fampirafesana (rafy)
Partie du discours nom
Explications en anglais Polygamy [1.2]
Exemples 
1Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina? [2.528]
2Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana? [2.270]
3Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns. [2.508]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/04/08