|
|
|
|

Entrée1  fampianarana
Radical  2  anatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana
Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana
Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany
Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy [1.1]
Explications en anglais  5  teaching, instruction [1.7]
Explications en français  6  enseignement [1.8]
Exemples  7  Alaminy sy arahiny maso ny fampianarana. [2.114#]
8  Laborde hiantoka ny fampianarana ny basy. [2.366#]
9  Zokin' ny fananarana sy ny fampianarana izy. [1.377#]
Article  10  Randzavola: fampianarana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12