|
|
|
|

Teny iditra1  fampianarana
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana.
5 Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana.
6 Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany.
7 Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 teaching, instruction. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 enseignement. [1.8]
Ohatra  10  Alaminy sy arahiny maso ny fampianarana. [2.114#]
11  Laborde hiantoka ny fampianarana ny basy. [2.366#]
12  Zokin' ny fananarana sy ny fampianarana izy. [1.377#]
Lahatsoratra  13 Randzavola: fampianarana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12