|
|
|
|

Teny iditra1  fampakaram-bady
Singan-teny  2 fampakarana, 3 vady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding.. [1.2]
7 a wedding. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 mariage. [1.8]
Ohatra  9  Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#]
Tovy hevitra  10 fampakarana, mariazy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31