|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampahatsiarovana |
| Fototeny | 2 tsiaro |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Ny fisian' ny razana niandohana no maha izy ny foko, ka mitarika ny fampahatsiarovana azy matetika
[2.606#31]
5 Ary isan' ny fanarenana azy ny fampahatsiarovana indray ny taranaka fa na ho ela na ho haingana [2.285#98] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|