|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famoterana |
| Fototeny | 2 fotitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra.
5 Filazana olom-pady ho heny. 6 Fampifamadihana. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 afotramena, 8 anamofetra, 9 famoretana, 10 famoterana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|