| Entrée | 1 famoniana |
| Radical | 2 vony |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fahavakisam-bony [1.1] |
| Explications en français |
5 floraison ; saison des fleurs [1.196] |
| Exemples |
6 Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany.
[2.996#29.018.005]
|
| Anagrammes | 7 famoinana, 8 famoniana, 9 fimaonana, 10 fiomanana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|