|
|
|
|

Teny iditra1  famongitrika
Fototeny  2 vongitrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamongitrika, mampivandravandra (ny maso) toy ny hamono. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12