| Entrée | 1 famohazana |
| Radical | 2 foha |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana [1.1] |
| Explications en français |
5 réveil, éveil [1.13] |
| Exemples |
6 Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy.
[2.529#]
7 Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. [2.296#] 8 Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. [2.245#] |
| Tous les mots composés | 9 famohazana vavahadin-tsaina |
| Anagrammes | 10 famohazana, 11 hazomafana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|