|
|
|
|

Teny iditra1  famitana
Fototeny  2 vita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanatanterahana, fanatontosàna, fanaperana, fanaovana hatramin' ny farany, famaranana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 finition. [1.13]

Fivaditsoratra  6 famitana, 7 fitamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12