| Entrée | 1 famingavinga |
| Radical | 2 vingavinga |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny Azo vingavingaina [1.1] |
| Exemples |
5 Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana;
[2.996#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|