|
|
|
|

Teny iditra1  familiana
Fototeny  2 vily
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dérivation. [1.13]
6 volant de direction. [1.13]
Ohatra  7  Ety amin' ny familiana avokoa! [2.471#]
8  Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. [2.332#]
Voambolana  9  Fizìka
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 familiana, 12 lafi-maina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09