|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fametsovetso |
| Fototeny | 2 vetsovetso |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny.
5 Azo vetsovetsoina. [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 fivetsovetso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|