|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famelapelatra
Fototeny  2 pelapelatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamelapelatra, manisy tehamaina. [1.1]

Teny iditra (2/2)5  famelapelatra
Fototeny  6 pelapelatra
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Mendrika na tokony hasiana tehamaina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12