|
|
|
|

Teny iditra1  famefena
Fototeny  2 fefy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanasiana fefy, vala, zavatra miaro manodidina: Ny famefena na tanimboly ihany no tsy idiran' ny akoho sy na biby hafa ao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12