|
|
|
|

Teny iditra1  famborahana
Fototeny  2 boraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famahana izay mifatotra na mifono Famborahanany entana.
5 Filazana ny zavatra miafina ao am-po: Famborahana tsiambaratelo. [1.1]
Tovy hevitra  6 fanaborahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12