|
|
|
|

Teny iditra1  famarafarana
Fototeny  2 farafara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana. [1.1]
Ohatra  5  Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12