Entrée faleha (leha)
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31