|
|
|
|

Teny iditra1  fakan-teny
Singan-teny  2 faka, 3 teny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 razam-be niavian' ny teny iray, ohatra "fahana", avy amin' ny fakan-teny indonezianina "pakan". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 racine. [1.5]
Voambolana  7  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12