Entrée fahenim-bary
Mots élémentaires fahenina ; vary
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary. [1.10]
Exemples Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [2.48]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/12/20