|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahavetavetana |
| Fototeny | 2 vetaveta |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an abomination; filthy speech
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 abomination, paroles indécentes
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ny vahoaka koa dia efa tezitra mafy noho ny fitsarana miangatra sy ny fahavetavetana ataon' ny Menamaso.
[2.508#]
|
| Lahatsoratra | 7 Randzavola: fahavetavetana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|