|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fahatsiarovan-tena
Singan-teny  2 fahatsiarovana, 3 tena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety. [1.1]
6 fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 conscience. [1.13]
Ohatra  8  Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena. [1.369#]
9  Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#]
Voambolana  10  Filôzôfia

Teny iditra (2/2)11  Fahatsiarovan-tena
Singan-teny  12 fahatsiarovana, 13 tena
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  15  Haisoratra: boky
Mpanoratra  16 Razakandraina Jean Verdi Salomon

Fivaditsoratra  17 fahatsiarovan-tena, Fahatsiarovan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10