|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  faharivo
Fototeny  2 rivo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny rano tsy lalina. [1.1]
Tovy hevitra  5 harivo

Teny iditra (2/2)6  faharivo
Fototeny  7 arivo
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  9 millième: Faharivo izy (Il est le millième). [1.4.fr#522]
Ohatra  10  ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo. [2.996#]

Fivaditsoratra  11 faharivo, 12 vary faho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12