|
|
|
|

Teny iditra1  fahandroana
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro. [1.1]
5 fiketrehana, fandokiana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 cuisson. [1.13]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Tsipelina hafa  8 fandrahoana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fahandroana, 11 fandarohana, 12 fandrahoana, 13 fandroahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02