|
|
|
|

Teny iditra1  fahamboniana
Fototeny  2 ambony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 greatness, superiority. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 grandeur, supériorité. [1.8]
Ohatra  6  anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa. [2.588#]
7  Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12