|
|
|
|

Teny iditra1  fahamaizinan-kevitra
Singan-teny  2 fahamaizinana, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy fahitana mazava izay tena tiana hambara amin'ny hevitra iray izay aroso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 confusion, obscurité, ambiguïté [1.13]
Voambolana  7  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12